Inona avy no ilaina

Toa ny taridrano sy ny tekinika fambolena dia zava-dehibe koa eo an’ny fahatanterahan’ny tetikasa ny fampivoarana ny fotodrafitrasa sy ny ara-tsosialy ao amin’ny faritry ny lemaka ambonin’ny Mandrare. Mba hametrahana fivoarana maharitra eny ifotony, tokony hitsinjo ny fahasalamny ny mponina ary hanatsara ny fianarana mamaky teny sy manoratra ary koa ny fianarana amin’ny ankapobeny. Izany dia atao amin’ny alalan’ny fanampian’ireo mpanentana ara-tsosialy sy ny vondrona serasera sy fifandraisan’ny tetikasa.

More info: PHBM Project
Produced by: IFAD
Year: 2010
Language: French

Subscribe to our Newsletter
Dossier
Uncategorized  
Tags
Madagascar malagasi mandrare  
Date
May 15, 2020  
Views
 
Language
 
Region
 
Produced by